29/06/2026
I.F.P.A IDEALY
Agréé par l'Etat
👉Formation en MECANIQUE MOTO et AUTOMOBILE🛠️🔧
RESULTAT D' EXAMEN SESSION MAI 2026...100%
👉Aza hadino fa izahay Dia Mbola mandray mpianatra vaovao hatrany ho anao izay liana amin'ny fianarana manamboatra fiara s'y Moto🛠️🔧
👉Hianarana ao n'y momba ireto module module ireto
- Moteur Essence
-Moteur Diesel
- Électricité Automobile
- O.U.T ( transmission)
👉Hianarana ao ihany koa n'y momba n'y moto rehetra de A jusqu'à Z
👉Misy cours afaka isafidianana
- COURS NORMAL
- COURS SPECIAL SAMEDI
- COURS ACCELERER
- COURS DE VACANCE
👉Mampianatra efa matihanina no mandray anao ao
🔧🛠️Afaka miantso n'a miditra Mp n'a manantona n'y birao avy hatrany
👉Toerana: AMBOHIPO AMPAHATEZA ,Ambanin'ny EPP..
👉📞033 18 130 39
034 54 695 82
"Hafa ihany ny mahay asa tanana,tsy very mandeha raha sendra tojo olana raha Maty any amin'ny sampanana🔧🛠️👍