29/06/2026
🇲🇬❤️ 𝐌𝐎𝐓𝐎𝐑𝐁𝐈𝐊𝐄 𝐒𝐓𝐎𝐑𝐄 𝐌𝐈𝐙𝐀𝐑𝐀 𝐅𝐈𝐓𝐈𝐀𝐕𝐀𝐍𝐀 𝐒𝐘 𝐇𝐀𝐅𝐀𝐋𝐈𝐀𝐍𝐀 ❤️🇲🇬
Ho fankalazana ny Fetim-pirenena sy ny Fahaleovantenan’i Madagasikara, Motorbike Store dia nisafidy iany koa ny hankalaza izany amin’ny fomba miavaka, amin’ny alalan’ny fifampizarana sy firaisankina.🤝
Maherin’ny 𝟑𝟎𝟎 𝐬𝐚𝐜𝐡𝐞𝐭𝐬 𝐠𝐚𝐫𝐧𝐢𝐬 no nozaraina ho an’ireo olona sahirana teny amin’ireo toerana misy anay 𝐌𝐨𝐭𝐨𝐫𝐛𝐢𝐤𝐞 𝐒𝐭𝐨𝐫𝐞 𝐀𝐧𝐭𝐬𝐚𝐤𝐚𝐯𝐢𝐫𝐨, 𝐀𝐦𝐩𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐫𝐲 𝐁𝐲𝐩𝐚𝐬𝐬, mba hanohanana azy ireo sy hahafahan’izy ireo nankafy tsara ny fotoanan’ny fety.
Ankoatra ny fitiavana sy ny fivarotana Moto, dia mino izahay fa ireo soatoavina mampiray antsika no tena zava-dehibe
❤️ Fifampizarana / Firaisankina / Firahalahiana Malagasy❤️
Ny fihetsika kely tsirairay dia misy dikany, ary miaraka isika no afaka manangana fiarahamonina matanjaka sy miray hina kokoa.
Mankasitraka indrindra anareo rehetra izay nandray anjara tamin’ity hetsika ity. 🙏
🇲🇬 Motorbike Store — Tsy fitiavana moto fotsiny, fa fianakaviana iray. 🏍️