TODY TECH MADA DIAG

TODY TECH MADA DIAG Électricien professionnel Auto + Diagnostic électronique Automobile , Je vous transmets mes meilleures connaissances et mes expériences 💪

28/07/2025

C'est bien claire l'explication,
👍
-Boung

Aleo manantona olona Efa mahafehy tsara mba tsy hitaran'ny fahasimbana ,👍
27/06/2025

Aleo manantona olona Efa mahafehy tsara mba tsy hitaran'ny fahasimbana ,👍

❌❌Tandremo fa mety hampidi-doza  raha tsy mahafatatra ny fametrahana cric.🎯Fantaro dieny mialoha ny tokony hipetrahan'la...
30/05/2025

❌❌Tandremo fa mety hampidi-doza raha tsy mahafatatra ny fametrahana cric.
🎯Fantaro dieny mialoha ny tokony hipetrahan'lay cric.
🎯 Verifieo mialoha Ilay cric sao Efa mamototra sy ny tonnage zakany (misaotra eo am vatany eo)raha en panne plein charge Ilay fiara.
🎯 Tsara misy freinage foana na Cal ny pneus alohany ametrahana cric.
🎯Hezahina mba toerana mahitsy ny hipetrahan'lay cric.

♨️Fitandremana ,Mila mailo fa n'y tampoka tsy mahafatatra lehilahy 😁
Mirary soa ABY 👊👍

🎯La sonde lambda, également appelée capteur d'oxygène, est un composant essentiel des systèmes d'échappement des véhicul...
28/05/2025

🎯La sonde lambda, également appelée capteur d'oxygène, est un composant essentiel des systèmes d'échappement des véhicules modernes. Elle joue un rôle crucial dans la régulation du mélange air/carburant pour optimiser les performances du moteur, réduire les émissions polluantes et améliorer l'efficacité énergétique

❌❌❌Symptômes d'une sonde lambda défectueuse :

Augmentation de la consommation de carburant.

Perte de puissance moteur.

♨️Voyant moteur allumé sur le tableau de bord.

♨️Émissions polluantes accrues.

Tsy aiko na tsy manambola ny tompony  💰💰 na Kahiatra 🕸️🐌🦟🐝🐞🦋🐛na tsy mahafatatra 🤷 fa tena tsy misy entretien b tsony ny ...
26/05/2025

Tsy aiko na tsy manambola ny tompony 💰💰 na
Kahiatra 🕸️🐌🦟🐝🐞🦋🐛na tsy mahafatatra 🤷 fa tena tsy misy entretien b tsony ny akabeazan'ny bus eto an-tanana any ka 70% erreurs miseho daholo, zany hoe refa mandeha sy mampidi-bola d Zay hoetina ihany,
❌❌ nefa tandremo ao aorina kely ao fa ho lany bé
# Mercedes Sprinter le Raha 😭

Ny fusible ny fiara dia maro loko ka miakina amin'izay ny Ampérage farany zakany,toy ireto ambany ireto ohatra n matetik...
29/04/2025

Ny fusible ny fiara dia maro loko ka miakina amin'izay ny Ampérage farany zakany,toy ireto ambany ireto ohatra n matetika miasa:

7,5 A (couleur marron)🟫

10 A (couleur rouge)🟥

15 A (couleur bleue)🟦

20 A (couleur jaune)🟨

25 A (transparent)⬜

30 A (couleur verte🟩

Aza atao ambanin-javatra fa tena MIANTOKA tanteraka ny fiarovana ny fiaranao izy ireny.

Mitohy hatrany ny service resaka électricité automobile ato aminay, service Professionnel.
ka aza misalasala miantso anay na mandefa Mp.

Mitohy hatrany ny asa famahana olana Electrique eo amin'ny fiara,
02/04/2025

Mitohy hatrany ny asa famahana olana Electrique eo amin'ny fiara,

Ny Antony mety  mampidonaka ny  Échappement ana Fiara iray dia ireo manaraka ireto :📌Arakarak'ilay lokona setroka mivoka...
26/03/2025

Ny Antony mety mampidonaka ny Échappement ana Fiara iray dia ireo manaraka ireto :
📌Arakarak'ilay lokona setroka mivoka anefa izany ( fotsy na mainty na maga).

🎯Setroka fotsy :Miseho io rehefa mafana tsara ny fiara ka tsy mety afaka, ny Antony dia misy manary(fuite) ao am joint de culasse ka mahatonga ny combistion eo @ ny liquide de refroidissement.

🎯Setroka maga :
Efa tritra na malalaka ny segment na piston na joint de soupape no mahatonga ny menaka hiditra ao anaty chambre de combustion ka madoro Ilay menaka tafiditra ao anatiny.

🎯 Setroka mainty :
Ny fifangaroan' ny essence na gasoil mahery loatra mitaha ny rivotra ,
Ny antony :olana ao amin'ny fitre à air. Na injecteur Efa Maty ka tsy miasa tsara intsony,

🎯 Fofona ratsy :
1- Mihoatra ny ho tokony ho izy ny tahan'ny menaka ka lasa misy fofona menaka may.
2- Catalyseur na filtre à particule misy olana ka tsy miasa intsony.

❌📞 Raha misy traga tsy mahazatra na amin'ireo voatanisa ireo ny fiaranao dia aza misalasala manatona spécialiste .

👷 Ato no ahitana vahaolana alohany andravarava sy tsy te andany fotoana na vola amin'ny pièce tsy maty akory na tsy fata...
11/03/2025

👷 Ato no ahitana vahaolana alohany andravarava sy tsy te andany fotoana na vola amin'ny pièce tsy maty akory na tsy fatatra mazava🤞🛠️ :
🎯 Moteur
🎯 Tableau de bord
🎯 Batterie
🎯 Témoin tsy mety Afaka nefa nanao vidange
🎯 Jiro tsy mirehitra anatiny sy hivelany
🎯 Boutons de commande tsy mandeha

IREO FAMBARA fa mety simba Ilay batterie ana  fiara iray ka tokony hosoloina:1-  Miseho tsy tampaka Ilay voyant batterie...
07/03/2025

IREO FAMBARA fa mety simba Ilay batterie ana fiara iray ka tokony hosoloina:
1- Miseho tsy tampaka Ilay voyant batterie
2- Tsy mahavelona fiara intsony
3- Tsy mahazaka jiro anatiny tsy toy n'y mahazatra
4- Miova loko mena na mainty Ilay indice eo aminy (eo ) batterie, normalement vert.🔋
❌❌❌NY Antony :
1-Ratsy kalitao Ilay batterie
2-Misy fuite du courant zany hoe misy minono, possible ho module interne court-circuit na fil.
3- Régulateur de charge simba,manome valeur mihoatra tsy arakin'ny tokony ho izy/na démarreur simba no mampihena ny tanjany aingana.
4-Efa ela nampiasaina loatra
⛑️🔐 SOLUTION 🤞🛠️
🟢 Manatona matianina👷
🟢 Mividy Batterie tsara kalitao💯
🟢 Jereo ny entretien batterie @ alalan'ny Diagnostique raha vao manom okay miseo Ilay fambara‼️
🚗🚐🚚🚛🚜🏎️🚒🚑🚓
Raha misy hafa ifampizarao ho hitan'ny hafa
👷📞 Plus info 0342510390

Address

Analamahitsy
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when TODY TECH MADA DIAG posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share