Gasy Tia Miketrika

Gasy Tia Miketrika Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Gasy Tia Miketrika, Cars, Mahazoarivo, morarano, Antananarivo.

Tena marina❤️❤️, merci Ayam
24/05/2025

Tena marina❤️❤️, merci Ayam

Tsy maintsy mamokatra ranga rehefa sahy manomboka aaah ! 🫶🏻

Navoakako eto mihitsy ity sarinay roa ity satria fière be aminy aho manoratra io. Tadidiko toy ny omaly ny fiatombohany, ny tahotra, ny fanontaniana be dia be isak’izay mahatsiaro, fanahiana.. ‘’ Mety ve io Ayam? dia ahoana raha tsy mety ? Matahotra kely ihany aho ‘’ fa SAHY izy dia nihetsika izy tamin’izay nolazaina azy dia nihezaka izy dia tafapetraka ny orinasany ary tena mamokatra.. Tsy mbola tonga lafatra be fa tena mamokatra, lasa fitantarana vaovao mahafaly indray ilay isak’izay mahatsiaro, lasa feno hevitra maro be handrosoana mihoatra foana ny solon’ilay tahotra.. ❤️

Tsy haiko fa ohatran’ny te hiteny anao mamaky io koa izaho androany hoe rehefa hitanao ao am-ponao dia ataovy, fa tsy ho ampoizinao ny vokatra sy ny fiovana hoentin’izany eo amin’ny fiainanao. Mino anao aho. Alefa !! … Nofinao, tantaranao. Tour’nao izao !

Mirary soaaaaa 🫶🏻🫶🏻🫶🏻

Gasy Tia Miketrika, au FIM (Foire Internationale de Madagascar), afaka ijerena mivantana ny fiara Kely FK1, tongava daho...
24/05/2025

Gasy Tia Miketrika, au FIM (Foire Internationale de Madagascar), afaka ijerena mivantana ny fiara Kely FK1, tongava daholo,mankasitraka ny Iendriko, manohana ny vita Malagasy an 🇲🇬🇲🇬❤️.

It l modèle hafa @ l table basse an,afak atw otran zw ihany koaa an,aza Adino fa mitohy hatrany l promo fête des Mères a...
19/05/2025

It l modèle hafa @ l table basse an,afak atw otran zw ihany koaa an,aza
Adino fa mitohy hatrany l promo fête des Mères ann
Contact 034399590.

Salama daholo o,mitohy hatrany n'y idée cadeau hoan Maman an, promotion be an,au lieu de 350000ar d las 270000 ar an,tab...
16/05/2025

Salama daholo o,mitohy hatrany n'y idée cadeau hoan Maman an, promotion be an,au lieu de 350000ar d las 270000 ar an,table basse métallique💯,vita Malagasy an❤️🇲🇬🇲🇬🇲🇬. Tongava manw commande fa 3j d vita
Contact 0343995990 na mp

Idée cadeau fête des Mères o avy aty @ Gasy Tia Miketrika,tolory Zavatra tsara Maman e,Sady Mafy tsara,table basse métal...
12/05/2025

Idée cadeau fête des Mères o avy aty @ Gasy Tia Miketrika,tolory Zavatra tsara Maman e,Sady Mafy tsara,table basse métallique an,uo argenté fa afaka atw doré ihn koa na izay safidy e❤️💓🥰🥰🥰. Afaka manw commande hatrany an.
Contact: 034399590

Aza adino fa afaka Miketrika izay tadiavinareo mpanjifa ihany koa izahay Gasy Tia Miketrika an😎🇲🇬🇲🇬👌.
28/03/2025

Aza adino fa afaka Miketrika izay tadiavinareo mpanjifa ihany koa izahay Gasy Tia Miketrika an😎🇲🇬🇲🇬👌.

Aza adino fa mbol mamokatra ny FK1 ihany koa ny GTM ann😎, 🇲🇬🇲🇬🇲🇬,Vita Malagasy hatrany ny antsika eee.
28/03/2025

Aza adino fa mbol mamokatra ny FK1 ihany koa ny GTM ann😎, 🇲🇬🇲🇬🇲🇬,
Vita Malagasy hatrany ny antsika eee.

Miarahaba daholo ee, Gasy Tia Miketrika👌, Miketrika n tsara hatrany ho anareo mpanjifa,vokatra mafana b indray o😎😎,voake...
28/03/2025

Miarahaba daholo ee, Gasy Tia Miketrika👌, Miketrika n tsara hatrany ho anareo mpanjifa,vokatra mafana b indray o😎😎,voaketrika indray Fk2 ann, Sady efa 2 places an,matanjaka tsar hatrany,tongava daholo manw commande e👈👈👈
Contact 0343995990,na mp.

02/03/2025

Salama daholo an, ato foana ny Gasy Tia Miketrika,Ary Miketrika hatrany ny tsara ho anareo mpanjifa an💯💯,ho avy indray ny Fk2,na ny Fiara Karazany Faharoa,Ary ny vokatra dia tsara hatrany an,aza miala @ vokatra Malagasy🇲🇬🇲🇬🇲🇬 fa uoo ny antsika eee👈😎😎

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Michel Joseph, Nantenaina Mirah Rakotonirina, Faneva Rahary, Arianne Raveloson...
25/01/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Michel Joseph, Nantenaina Mirah Rakotonirina, Faneva Rahary, Arianne Raveloson, Niaina Andrian, Mahasoa Fahasalamana, Ianjara Tina, Andriambarijao Toky Nomenjanahary Minosoa, Rado Fitiavana, André Isandratra, Tsilavina Rakotonirina

Address

Mahazoarivo, Morarano
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Gasy Tia Miketrika posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share