02/06/2026
🥰❤️Hello les mamy kely HENIKA-SOA rehetraaaa🥰❤️
😊Izao vao tonga ato amin'ny pejy indray fa somary naka aina kely mintsy fa vizambizana nanome fahafaham-po ho anareo😊
🙏🙏🙏Tsy hay ny tsy isaotra anareo rehetra tonga nanjifa teo aminay ry retooo aaa🙏🙏🙏Sitraka sy telina fa tena faly be izahay ny amin'ny fahatokisanareo anay🥰🥰🥰
💐🌹Toraka voninkazo be mintsy ho an'le papa be dia be miaraka amin'ny zanaka misafidy ilay cadeau ho an'i Maman fa tena hoe Mamyyy🌹💐
‼️Dia aza miala alavitra ato amin'i HENIKA-SOA fa ho hafapoa foana ianareo miaraka aminay annn‼️
😘😘 Bisous Bisous les mamy kely rehetraaa😘😘