29/11/2024
Faly miarahaba antsika rehetra
Izahay dia miketrika ny tsara hatrany amin'ny resaka moto izany hoe:
♨️Manao Réparation Moto 2T/4T à domicile izany hoe izahay no manatona any aminareo na aty aminay ihany koa fa izahay manana garage
♨️mandoko moto rehetra
♨️Manakatona carenage
♨️manakalo carenage moto koa izahay
♨️ary afaka mampanofa compresseur ihany koa
Izany rehetra izany dia natao amin'ny sarany mirary dia mirary tokoa zareo a
Ka inona indray no isalasalana!
Toerana Avaratsena Itaosy
Lundi au samedi
8 h à 16 h
Contact: 034 41 913 70 / 033 67 950 55