Kalesy AFO

Kalesy AFO Kalitao fa tsy angovo .

🔥 Kymco Racing 150 KCC 🔥Arrivage vao tonga , tsy mbola niasa teto 150 CC Fuel Injection 🔥📍 Carénage mikatona tsara dahol...
20/08/2024

🔥 Kymco Racing 150 KCC 🔥
Arrivage vao tonga , tsy mbola niasa teto
150 CC Fuel Injection 🔥
📍 Carénage mikatona tsara daholo
📍Moteur mangina be
📍Matanjaka be ( Surprise ny boite 🔥)
📍 Suspension avant arrière OK
📍Freinage OK

Papier BL , soratana amin'izay haka azy 🥳

Prix mirary 🧐
Visible Itaosy .

Asio J'aime ny Pejy fa ny tsara foana no ho alatsaka eto 🔥

Tel : 032 70 054 42 na

31/07/2024

Lohan’entana be 🔥
Vao 5.### ( 5 mille kilomètres) fotsiny ny tableau 🔥 tena mitovy amin’ny vaovao .
Sady jereo ny entana no asio j’aime ny pejy fa maro ny tsara ho avy eto .

⭐️ Sym Jet power EVO ( injec )
- Gestion STCS @ ilay mitsitsy be

- Carénage
mikatona tsy nisy natao plastique fa d’origine daholo 👌

- Loko d’origine tsy mila mandoko fa tonga dia mbikabika 👌

- équipement mandeha daholo
( tableau mazava tsara , câble kilométrique d’origine , jiro Ok fond noire , feu arrière Led ,
seza mihidy , lohany mihidy , pose pied tsy misy simba ) 👌

- Moteur mitsaika be tsy misy bruit 👌

- Pneu maranitra be ny aloa sy aorina 👌

- Noire Mate tsy mbola mangavoka fa mbola tena oe vaovao .

- globe fond noire 👌

- efa misy retro viseur 👌

- Laclé d’origine

( indro kely , seza misy rovitra kely )

Papier misoratra @ izay maka azy .
Prix tena araky ny état 👌

⭐️ Sym RX 110 ( carb )
- Moteur 00 bruit sady mitsitsy 👌

- Velona démarreur tsara , mbola mandeha ny Starter automatique .

- Carénage Etat bon occ 👌

- Noire mate mangavoka be 👌

- Équipement par coche , mandeha daholo
( manisy cable kilometrique)

- Tableau mazava be 👌

- Pneu maranitra be 👌

Devoir manatsara
Papier : acte de vente
Prix mora

Tel : 032 70 054 42 / 038 62 604 83
Visible Itaosy ny machine .

Kalitao fa tsy angovo .

Address

Quelque_part
Antananarivo
102

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kalesy AFO posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share