19/04/2024
◽Fa maninona aza "vehivavy" betsaka no tsy mitondra fiara ? ◽
➡️Satria matahotra izany ny atao hoe Amaxophobie ...
Conseils:
- Mianatra foana mamerina (atao izay tena mahafapo)
- Fantaro hoe olona iza no afaka tena mampianatra anao (tsy mikizitina)
- Mila mahay migérer stress (mamoaka mampiditra rivotra @ vava)
- Mila fahasahiana amin'izay avieo
- Mivavaka 🙏🏾
Vitan'ny hafa ve dia tsy ho vitanao? 🤗😉
"Eto izahay tsy mivarotra fiara fotsiny fa mizara ihany koa mba hitondra fampandrosoana hoan'ny tsirairay" 👌🏾
-- VCB --