Starloc Mada

Starloc Mada Votre destination, notre priorité ! Votre aventure, notre engagement ! Votre satisfaction, notre objectif !

Ny any ntsinanana....
24/07/2025

Ny any ntsinanana....

🎉🇲🇬 ARAHABA TRATRY NY FETIN'NY FAHALEOVANTENA! 🇲🇬🎉AMIN’IZAO ANDROM-PIRENENA MANAN-DANJA HO AN’I MADAGASIKARA IZAO, DIA M...
26/06/2025

🎉🇲🇬 ARAHABA TRATRY NY FETIN'NY FAHALEOVANTENA! 🇲🇬🎉

AMIN’IZAO ANDROM-PIRENENA MANAN-DANJA HO AN’I MADAGASIKARA IZAO, DIA MANOLOTRA NY FIRARIAN-TSOA FENO HAFALIANA SY FIADANANA HO ANAREO IZAHAY ETO AMIN’NY STARLOC MADA. 🎊🚗

MISOTRA ANAREO MPANJIFA AMIN’NY FITOKISANA SY FIAHARA-MIASA HATRANY. ENGA ANIE HO FENO HAFALIANA, FIRAISANKINA ARY FANANTENANA NY FANKALAZANTSIKA NY FAHALEOVANTENAN'NY TANINDRAZANTSIKA! 🎆❤️🤝

🌟 Starloc Mada🌍🚘

🥇🥇Amin'ny fifaliana sy am-pitiavana be no andraisanay anareo maniry hanofa fiara ato aminay. Miezaka hatrany hanolotra n...
14/05/2025

🥇🥇Amin'ny fifaliana sy am-pitiavana be no andraisanay anareo maniry hanofa fiara ato aminay. Miezaka hatrany hanolotra ny soa sy ny tsara indrindra ho anareo.🥇🥇

LOCATION DE VOITURRS
Starloc Mada Mada
+261 34 63 826 71
+261 34 09 025 87
+261 33 61 752 48

🥇🥇eo hatrany amin'ny fotoana rehetra hilanao fiara toy ny:➡️course en ville➡️mariage➡️evenement familiale➡️vacance, sns....
11/05/2025

🥇🥇eo hatrany amin'ny fotoana rehetra hilanao fiara toy ny:
➡️course en ville
➡️mariage
➡️evenement familiale
➡️vacance, sns...
StStarloc Mada261 34 63 826 71 (whatsapp)
+261 34 09 025 87
+261 33 61 752 48

🚘 LOCATION DE VOITURE🚘ETO HATRANY IZAHAY VONONA HANOME FAHAFAHAM-PO HO ANAREO MPANJIFA MIARAKA AMIN'NY FIARA RAITRA SY M...
16/04/2025

🚘 LOCATION DE VOITURE🚘

ETO HATRANY IZAHAY VONONA HANOME FAHAFAHAM-PO HO ANAREO MPANJIFA MIARAKA AMIN'NY FIARA RAITRA SY MPAMILY MAHAFATRA-PO
♣️FIARA STAREX 12 PLACES
📞CONTACT:
+261 34 63 826 71(whatsapp)
+261 34 09 025 87
+261 33 61 752 48
StaStarloc Mada

13/04/2025

Hoanareo izy ande idina Vatomandry na Mahanoro dia afaka miantso avy atrany na Mandefa afatra miafina, amle 16-05-25 no départ 6 places disponible sisa
Contact: 0340902587 dispo sur WhatsApp

26/03/2025

Address

Malaza Ampitatafika
Antananarivo

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 15:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Starloc Mada posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category