Auto école PRIMO

Auto école PRIMO Depuis 25ans | Cours de conduite & code de la route | Moniteurs qualifiés 👨‍🏫 | Formation personnalisée & réussite au permis ✅

Information importante 📣Nous serons ouverts  ce samedi 15 août à l’occasion de l'AssomptionDemi journée 🥰
13/08/2026

Information importante 📣

Nous serons ouverts ce samedi 15 août à l’occasion de l'Assomption

Demi journée 🥰

12/08/2026

Miezaka mamaly ny MP anareo tsikelikely izahay ! Info rapide :
034 00 144 43

Aza miandry ela intsony raha efa ao an-tsainao ny hahay hitondra fiara. 😉Satria ny fahaizana mitondra fiara dia tsy hoe ...
08/08/2026

Aza miandry ela intsony raha efa ao an-tsainao ny hahay hitondra fiara. 😉

Satria ny fahaizana mitondra fiara dia tsy hoe mahazo permis fotsiny, fa mianatra mitondra am-pahatokisana sy am-pilaminana ihany koa. ❤️

🚦 Mitady auto-école en centre-ville ve ianao ?

Fantatray fa zava-dehibe aminao ny :
✅ Fandraisana mahafinaritra sy manampy
✅ Moniteur matianina sy mahay mampianatra
✅ Fianarana mazava sy ara-dalàna
✅ Fiara maoderina sy mora hianarana
✅ Ora fianarana mifanaraka amin’ny fahafahanao

🎉 Izany rehetra izany no ezahinay omena anao eto amin’ny Auto-école PRIMO !

Efa 25 taona mahery izao no nijoroan’ny Auto-école PRIMO, nanampy Malagasy an’arivony hianatra sy hahafehy ny fahaizana mitondra fiara.

❌ Mbola tsy nikitika fiara mihitsy ve ianao ?
TSY MISY OLANA ! 🙌

👉 Tanora vao manomboka
👉 Efa manana fiara fa mbola tsy manana permis
👉 Na efa manana permis fa te hanao recyclage

💪 Eto izahay hanaraka sy hanampy anao mandritra ny fianaranao.

📚 Hianatra code en salle, ary hanao pratique sur route miaraka amin’ny moniteur : créneau, parking, démarrage en côte, circulation en ville, sns.

🌱 Fotoana izao hanombohana dingana vaovao eo amin’ny fiainanao !

👉 Aza miandry hoe « rehefa afaka kelikely »… Atombohy dieny izao ny fianaranao. 🚗❤️

📌 Misorata anarana dieny izao !

⏰ Ora fandraisana :
Alatsinainy – Zoma : 08:00 – 17:00
Asabotsy : 07:30 – 12:00

🏠 Ambohijatovo, Antananarivo
📞 034 00 144 43
@

🌴✈️ Vacances izao… ary fotoana tsara indrindra hianarana mitondra fiara! 🚗Mikasa ho any ivelany atsy ho atsy ve ianao? 🌍...
15/07/2026

🌴✈️ Vacances izao… ary fotoana tsara indrindra hianarana mitondra fiara! 🚗

Mikasa ho any ivelany atsy ho atsy ve ianao? 🌍 Te ahahay itondra fiara ary ahahazo permis

Na te hiomana mialoha fotsiny aza, ny fahaizana mitondra fiara dia tombony lehibe na eto Madagasikara na any ivelany.

🎯 Raha mbola mitady auto-école en centre ville ianao, dia eto zahay !

✅ Mpampianatra matihanina sy mahay mampianatra ( tsy kizitina 😂)
✅ Fiara maoderina sy mora ianarana
✅ Fandraisana tsara sy fanaraha-maso akaiky

❌ Mbola tsy nikitika volant mihitsy? Tsy misy olana!

Na:
👉 Vao hanomboka ianatra
👉 Mikasa haka permis alohan'ny handehanana any ivelany
👉 Efa manana permis fa te hanao recyclage sy hampitombo traikefa
..dia vonona hanampy anao izahay.

📚 Hianatra code de la Route en salle ianao, aryh anao pratique sur route miaraka amin'ny moniteur (créneau, parking, démarrage en côte, circulation, sns.).

🌍 Ho an'ireo mikasa hianatra na hiasa any ivelany, izao no fotoana tsara hananana fototra matanjaka amin'ny fitondrana fiara alohan'ny fiaingana.

⏰ Ora fandraisana
Alatsinainy – Zoma : 08:00 – 17:00
Asabotsy : 07:30 – 12:00

🏠 Ambohijatovo, Antananarivo
📞 034 00 144 43

01/06/2026

Ary nareo manaona ny fanomanana am ? 🤭

Bonne semaine daolo e ! 🥰

Information importante ⚠️‼️Misokatra isika rahampitso alarobia 27 mai de 08h à 16h ary mitohy foana ny cours Merci
26/05/2026

Information importante ⚠️‼️

Misokatra isika rahampitso alarobia 27 mai de 08h à 16h ary mitohy foana ny cours

Merci

18/05/2026

Misy hafatra mifinaritra kely ato am vidéo an Alex ato oh 🥰

12/05/2026

Mafinaritra nge oa ilay mianatra ato aminay e 😂

Mirary herinandro mahafinaritra antsika rehetra ny Auto école PRIMO😘Zaraina stylo 3 couleurs PRIMO ireo rehetra misoratr...
20/04/2026

Mirary herinandro mahafinaritra antsika rehetra ny Auto école PRIMO😘

Zaraina stylo 3 couleurs PRIMO ireo rehetra misoratra anarana amin’ny ity herinandro ity ❤️

Iza no efa nandray volant tato am Auto école PRIMO ?🥹
14/04/2026

Iza no efa nandray volant tato am Auto école PRIMO ?🥹

Address

Ambohijatovo
Antananarivo
101

Telephone

+261340014443

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Auto école PRIMO posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category