Open Circulation

Open Circulation The hottest Kickstarter crowdfunding projects, curated. Like the page to get updates on trending new projects so you can snag the early bird rewards!

Magasin de Vente de Pièces de Rechanges pour toutes marques de véhicules. Revendeurs agréés des grandes marques :

BOSCH, FORD, ELF, KYB, PURFLUX, OSRAM, MICHELIN

- Nos gammes de produits :
Batteries, Amortisseurs, Bougies, Filtres, Lubrifiants, Courroies, Systèmes de freinage, Balais d’essuie-glace, Pompe à essence, Relais, Régulateurs, …

Possibilité de commande spéciale.

- Nos horaires d’ouv

erture :
Du Lundi au Vendredi de 7h30 à 17h
Samedi, de 7h30 à 15h

Contact Matezauto :
+261 33 37 950 71
[email protected]

Notre magasin se trouve juste à avant le bâtiment de l’ASSURANCE MAMA à Isotry.

------------------------------------------------------------------------------------------------------------------------

Magazay mpivarotra piesy sy izay mety ho kojakoja rehetra momba ny fiara. Mpitsinjara ofisialy ireo « marques » fantadaza toy ny : BOSCH, FORD, ELF, KYB, PURFLUX, OSRAM, MICHELIN. Ireo karazana piesy hita ato aminay :

Batteries, Amortisseurs, Bougies, Filtres, Lubrifiants, Courroies, Systèmes de freinage, Balais d’essuie-glace, Pompe à essence, Relais, Régulateurs, …

Afaka manafatra ihany koa ireo piesy mety sarotra hita ho an’ny fiara rehetra. Ora fisokafana :
Alatsinainy ka hatramin’ny zoma : 7h30 ka hatramin’ny 5 ora hariva
Asabotsy : 7h30 ka hatramin’ny 3 ora hariva

Raha te hifandray aminay :

+261 33 37 950 71
[email protected]

Ny misy anay dia eo alohan’ny “ Assurance MAMA” ra avy aty amin’ny CNAPS ianao ka ho eny Isotry.

Ry mpanjifa hajaina,Mba hahafahanay manome fahafaham-po anareo, dia amboarinay kely ny ora fisokafana mandritra ny fety....
23/12/2024

Ry mpanjifa hajaina,
Mba hahafahanay manome fahafaham-po anareo, dia amboarinay kely ny ora fisokafana mandritra ny fety. 🕒
Mankasitraka 🌹.

Manandanja be amin’ny fahasalaman’ny motera ny filtres 😉!✅Ireto atolotray anareo ireto dia anisany reo efa voamarina ny ...
19/12/2024

Manandanja be amin’ny fahasalaman’ny motera ny filtres 😉!
✅Ireto atolotray anareo ireto dia anisany reo efa voamarina ny kalitao : “PURFLUX sy BOSCH”.
Hitanao ety amin’ny Matez’auto Isotry 🚩.

📣​Ho anareo mpitaiza FORD Ranger✔ Fantaro fa afaka jifainao ato aminay ireo pièces isan-karazany ho an’ny Ranger T6 , T7...
13/12/2024

📣​Ho anareo mpitaiza FORD Ranger
✔ Fantaro fa afaka jifainao ato aminay ireo pièces isan-karazany ho an’ny Ranger T6 , T7, T8, ary T9.

Tongava ety amin’ny MATEZ'AUTO Ambalavao Isotry akaikin’ny Assurance MAMA 📍 na mandefasa MP amin’ny pejy.

Mbola mitohy hatrany ny "destockage" Amortisseurs KYB ato aminay.Misy références maro mety amin’ny marika isan-karazany ...
11/12/2024

Mbola mitohy hatrany ny "destockage" Amortisseurs KYB ato aminay.
Misy références maro mety amin’ny marika isan-karazany : CITROEN, RENAULT, VW, PEUGEOT, KIA, HYUNDAI, MERCEDES, TOYOTA, MAZDA sns.
👉Tongava ary manjifa izay sahaza anao
Hitanao ety amin’ny Matez’auto Isotry 🚩

⚠ Nous vous informons que nous serons fermés le mercredi 11/12/2024Nous reprenons le service aux horaires habituels dès ...
05/12/2024

⚠ Nous vous informons que nous serons fermés le mercredi 11/12/2024

Nous reprenons le service aux horaires habituels dès le lendemain.

L'équipe Matez’auto🚩

Ho antsika mila jiro vaovao ho an’ny fiara😉Natao ho anao ny marika OSRAM : ampoules manarapenitra, mazava tsara ary mate...
02/12/2024

Ho antsika mila jiro vaovao ho an’ny fiara😉

Natao ho anao ny marika OSRAM : ampoules manarapenitra, mazava tsara ary mateza

📍 Tongava ary ety amin’ny MATEZ'AUTO Ambalavao Isotry akaikin’ny Assurance MAMA, na anontanio amin’ny MP ny référence ilainao.

Raha tsy maintsy hanolo courroie Crantée ihany, tsy aleo ve atao amin’ilay tsara indrindra ?🚩Safidio ary ny courroies BO...
29/11/2024

Raha tsy maintsy hanolo courroie Crantée ihany, tsy aleo ve atao amin’ilay tsara indrindra ?

🚩Safidio ary ny courroies BOSCH, efa tsy miafina amintsika intsony ny lazany.

📍 Tongava ary ety amin’ny MATEZ'AUTO Ambalavao Isotry akaikin’ny Assurance MAMA, na anontanio amin’ny MP ny référence ilainao.

Safidio ireo Filtres BOSCH, Kavo ary PURFLUX, marika efa manana ny lazany eo amin’ny tontolon’ny fiarakodia.😊😁📍 Tongava ...
20/11/2024

Safidio ireo Filtres BOSCH, Kavo ary PURFLUX, marika efa manana ny lazany eo amin’ny tontolon’ny fiarakodia.😊😁

📍 Tongava ary ety amin’ny MATEZ'AUTO Ambalavao Isotry akaikin’ny Assurance MAMA, na anontanio amin’ny MP ny référence ilainao.

Ho antsika mila pneus vaovao ho an’ny Camionnettes sy Fourgon,Misy référence isankarazany ato aminay😊Hitanao ety amin’ny...
18/11/2024

Ho antsika mila pneus vaovao ho an’ny Camionnettes sy Fourgon,
Misy référence isankarazany ato aminay😊

Hitanao ety amin’ny Matez’auto Isotry 🚩

👉Mila menaka azo antoka ho an’ny fiara na moto ?Natao ho anao ny vokatra ELF : kalitao efa fantadaza manerantany.😉📍 Tong...
15/11/2024

👉Mila menaka azo antoka ho an’ny fiara na moto ?

Natao ho anao ny vokatra ELF : kalitao efa fantadaza manerantany.😉

📍 Tongava ary ety amin’ny MATEZ'AUTO Ambalavao Isotry akaikin’ny Assurance MAMA, na anontanio amin’ny MP ny référence ilainao

4 astuces pour un intérieur de voiture impeccable :✅Aspirer régulièrement pour éliminer poussières et miettes.✅Utiliser ...
12/11/2024

4 astuces pour un intérieur de voiture impeccable :

✅Aspirer régulièrement pour éliminer poussières et miettes.
✅Utiliser une brosse douce sur les tissus pour éviter d’abîmer les fibres.
✅Essuyer les surfaces avec un chiffon microfibre pour un fini sans traces. Vous pouvez également utiliser les produits de Wynn's Madagascar pour un meilleur résultat 😉
✅Désodoriser naturellement avec du bicarbonate de soude sur les sièges (laisser agir et aspirer).

Et vous, quelles sont vos astuces pour garder votre voiture propre ? Partagez en commentaire 👇

☺✅Ho an’ireo sahirana mitady pièces ho an’ny FORD Ranger,Tsarovy fa hitanao ato aminay ireo pièces isankarazany ho an’ny...
08/11/2024

☺✅Ho an’ireo sahirana mitady pièces ho an’ny FORD Ranger,
Tsarovy fa hitanao ato aminay ireo pièces isankarazany ho an’ny Ranger T6 , T7, T8, T9.
📍 Tongava ary ety amin’ny MATEZ'AUTO Ambalavao Isotry akaikin’ny Assurance MAMA, na anontanio amin’ny MP ny référence ilainao.

Address

Ambalavao Isotry Lot IF 11
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 07:30 - 17:00
Tuesday 07:30 - 17:00
Wednesday 07:30 - 17:00
Thursday 07:30 - 17:00
Friday 07:30 - 17:00
Saturday 07:30 - 15:00

Telephone

+261333700896

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Open Circulation posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Open Circulation:

Share