17/07/2025
🚐 Tsy manana fiara? Na te hiala amin’ny vesatra fitondrana ?
Avelao izahay hiandraikitra ny dia ho anao !
📌 5 places – 9 places – 12 places – 4x4
➡️ Miaraka amin’ny chauffeur matihanina
➡️ Mety amin’ny dia lavitra, fety, fitsangatsanganana na asa
➡️ Fiara madio sy tsara fikarakarana
Ampy izay ny fanahiana, fa aleo miara-dia aminay
Voyage RAZ Car - MDG no safidy azo itokisana.
📞 Antsoy izahay : 034 30 357 10
📍 Afaka manaraka anao na aiza na aiza eto Madagasikara