29/06/2026
PACK BOSS / CONDUITE ACCOMPAGNÉE
❓Inona indray aza ilay Pack BOSS e❓
📍Boss mihitsy ve no raisina? 😉 Non non, Boss daholo ianareo aminay ka
📍Ianao ilay miantoka fiara izany eh
📍5 séances de 1h30 ny fianarana
📍 Alain’ny moniteur alohan’ny hianatra dia aterin’ny moniteur rehefa rava ny fianarana
📍Afaka misafidy heure entre 8h a 16h30 ianao ( Heure de travail)
📍 Moniteur cool be
✅Sarany mirary hatrany
☎️+261341741212