28/09/2025
Tsy fanahoko ny miditra raharaha politika fa kosa . Izay natomboka tokony faranana fa tsy hoe azonay izay nilainay dia izay ifanarahan'ny ambony any .misy fiatraikany ara-toekarena iny , izay tsy safidiko, (naleko niandry élections)fa Zao efa natomboka ilay izy , efa nisy bavure izay tsy tao anatiny kajy ny mpitarika . Averiko iany hoe tsy safidiko ary tsy safidin'ireo voaroba fananana d vita ilay sakoroka tsy fantatra hoe inona no tena antony. Jiro sy rano vé ? D ny olona rava fananana zany aona ? Vita fotsiny amzao ? Eto aho d miteny aminy feony rehetra fa tsy ho ahy iany . Ny androany vita iany , samy ho tafarina na aminy fomba aona na aona fa kosa, ny akon'iny hietsika iny iaraha mahalala fa tsy ho mora , ny azy vita iany fa ny atsika .ny azy anie raha miala izy afaka miverina avy eo e , tsy miala izy anazy ny pouvoir t anova 'y lalampanorenana izy , ananany ny pouvoir. Na hietsika izy na tsy hietsika efa milamina ny azy fa , isika.na izy aza efa tsy maitsy manaraka ny système, safidiny ny azy (samy t ho tompona no t ho ekena
Eto isika ilay hoe tafiditra lalina satria tsy ampy fandiniana kely . No etina d 'andeh , tsy fantatra hoe makaiza na makaiza . Isika no nitarika , nanaraka ny tany aminy province. Samy tsy misy mahalala hoe makaiza na makaiza fa samy efa Léo d nitolona fotsiny fa leo ny zava-misy sy ny fiainana . D avy eo .
INONA ARY ILAY TENA TANJONA ? Toa tsy hitako mazava fa ny azy no hitako hoe nisy lamina fa tsy ny an'ny mpitolona .
Jiro sy rano ? Fa ny miandry rahampitso vé mba nisy nieritreritra ?
Latsaka lalina ny firenena na tiana na tsy tiana.
APETRAO NY RAFITRA VAOVAO, MANANA OLONA MANAM-PAHAIZANA I MADAGASCAR, AOKA IZAY NY TOMBOTSOAN'NY OLOMBITSY. NDAO HIARAKA ANOVA NY RAFITRA HO AN'I TARANAKA . Izay efa voky tokona mionona amizay fa ndao hiaraka hijery ny ho avy . MADAGASCAR mahaleo tena .