Service Mec-Elec Auto

Service Mec-Elec Auto Prêt à la réparation de votre véhicule
CONSEILS,PARTAGE
Vente des matériels diagnostics

efa miverina misy indray ity ka aza misalasala manontany
21/05/2026

efa miverina misy indray ity ka aza misalasala manontany

Automobile actuator drive detectore  QDB 5A _oscilloscope _ignition test( testeur bobine d'allumage) _multimetre numériq...
03/01/2026

Automobile actuator drive detectore QDB 5A

_oscilloscope
_ignition test( testeur bobine d'allumage)
_multimetre numérique
_step motor testing
_wire power drive mode
_wire signal driver mode

08/12/2025

Lany indŕay ny e_diag elite KINGBOLEN tamin'ity vague ity
Tena ilaina be izy ho antsika misehatra amin'ny tontolon'ny mécanique ary efa tsy azo ialana intsony amin'izao fivoaran'ny teknolojia izao
Mankasitraka anareo rehetra nanjifa

tsy ho ela dia ho avy indray ny entana manaraka ka manasa antsika anaraka tsy tapaka ny pejy

Ho anareo garage na mécanicien Ito fitaovana ito dia nàtao ho anareo manampy anareo amin'ny diagnostic atao Fitestena : ...
06/12/2025

Ho anareo garage na mécanicien
Ito fitaovana ito dia nàtao ho anareo manampy anareo amin'ny diagnostic atao
Fitestena :
Selenoïd
Bobine d'allumage
Injecteurs (essance et diesel)
Fan (ventilateur)
Ary afaka manome signal PWM 1~100KHz
AUTOMOBILE ACTUATOR DRIVE DETECTOR Q
+ PWM Signal & Drive
+StepMotor Drive
+Adjust Voltage Out
+Multimetor

Mbola misy ianÿ koa ny Ediag elite Kingbolen

Mankasitraka antsika rehetra nanjifa izahay ato amin'ny  Mec-elec Auto 🙂Lany tanteraka ny Ediag Elite KINGBOLEN 👏Araho h...
06/11/2025

Mankasitraka antsika rehetra nanjifa izahay ato amin'ny Mec-elec Auto 🙂
Lany tanteraka ny Ediag Elite KINGBOLEN 👏
Araho hatrany ny pejy anarahinao ny arrivage manaraka 😁✈️✈️
Entana vaovao be indray no ho entinay aminareo👍




🔴Ediag elite Kingbolen Full version 🔴Tombony? :Mise à jour gratuite illimité 🤤+15 fonction 🔓 ( 15+resets illimité)Afaka ...
31/10/2025

🔴Ediag elite Kingbolen Full version 🔴
Tombony? :
Mise à jour gratuite illimité 🤤
+15 fonction 🔓 ( 15+resets illimité)
Afaka anaovana
diagnostic
paramètres
test actions
live data
✅fiara mihotra ny 120 karazany

Ampiarahanay amin cable extension obd2 ho cadeaux

Prix mp fa mora be

Stock limité






Ao aminy commentaires 👇

🔥 DESTOCKAGE MANOKANA 🔧Midina be ny vidiny amin’ny EDIAG ELITE Kingbolen !✅ Maka sy mamafa code défaut✅ Mampiseho data t...
29/10/2025

🔥 DESTOCKAGE MANOKANA 🔧
Midina be ny vidiny amin’ny EDIAG ELITE Kingbolen !
✅ Maka sy mamafa code défaut
✅ Mampiseho data tena izy amin’ny fotoana rehetra
✅ Mifanaraka amin’ny Android, iPhone ary PC
⚡ Vitsy sisa ny stock – izay tonga aloha no mahazo !

🚗 mety ho an’ny rehetra ity satria téléphone ihany dia afaka ampiasaina azy ,(mécanicien, chauffeur ary tompona fiara) , !
Afaka jifainao miaraka amin'ny rallonge OBD 2 , ( amin'ny vidiny mirary hatrany)

📲 Mitongava mp 👇
📞 034 90 361 21
📍 Livraison manerana an’i Madagasikara

📦 Aza tara, tongava ,alaivo ny anjaranao dieny mbola misy !

🚗💡 Fa maninona no tsy maintsy manana interface diagnostic ?Amin’ny fiara maoderina ankehitriny, miankina amin’ny calcula...
26/10/2025

🚗💡 Fa maninona no tsy maintsy manana interface diagnostic ?

Amin’ny fiara maoderina ankehitriny, miankina amin’ny calculateur (ECU) ny zava-drehetra : motera, frein, injection, ABS, airbag, direction, transmission...
Ka raha misy olana kely — dia tsy hita maso intsony fa azo fantarina amin’ny diagnostic ihany.

---

⚙️ Tombony lehibe amin’ny fitaovana diagnostic :

🔹 Mahita haingana ny olana – tsy mila manokatra motera na manandrana an’ohatra.
🔹 Mitsitsy vola – tsy mila mandeha any garazy foana.
🔹 Mitsitsy fotoana – 2 minitra dia efa fantatra ny code défaut.
🔹 Azo atao mivantana amin’ny smartphone (Bluetooth / WiFi).
🔹 Mety amin’ny fiara rehetra – Toyota, Nissan, Peugeot, Kia, BMW, Ford, sns.

---

👨‍🔧 Iza no tokony hanana azy ?

✅ Mécanicien – manampy hanao diagnostic marina sy matihanina.
✅ Chauffeur – mahafantatra mialoha raha misy olana alohan’ny handehanana lavitra.
✅ Tompona fiara – mahay mikarakara sy mitahiry vola amin’ny vidin’entretien.

---

💬 “Ny diagnostic no mason’ny mekanika maoderina.”

Amin’izao fotoana izao, izay tsy manana interface diagnostic dia toy ny manamboatra amin’ny aizina.

Oavy tsy ho elah ny indray ny interface diagnostic Ediag elite Kingbolen
Arao tsy tapaka ny pejy
Aza adinl mizara ho an'ireo namana misehatra amin fiarakodia 🙏😌

🚗 *KINGBOLEN EDIAG ELITE – Diagnostic Fiara Pro* 🔧  ✅ *Tsy mila abonnement ( à vie)✅ *Mety amin'ny fiara essence & diese...
04/09/2025

🚗 *KINGBOLEN EDIAG ELITE – Diagnostic Fiara Pro* 🔧

✅ *Tsy mila abonnement ( à vie)
✅ *Mety amin'ny fiara essence & diesel*
✅ *Live data – fahitana mivantana ny toe-piara*
📱 Misy *application intuitive* mora ampiasaina

🎯 Ho an’ireo manana fiara sy mpanao garazy na mbola mpianatra
💯 Tsara kalitao, vidiny mirary!

📍 Livraison manerana an’i Madagasikara
📩 Miresaha ato amin’ny MP raha liana!

🚦🚘 Fahadisoana lehibe ataon’ny mpamily⚠️ Maro ny mpamily tsy manamarina ara-potoana ny frein sy ny plaquettes.👉 Plaquett...
26/08/2025

🚦🚘 Fahadisoana lehibe ataon’ny mpamily

⚠️ Maro ny mpamily tsy manamarina ara-potoana ny frein sy ny plaquettes.

👉 Plaquettes frein efa tonta = loza mitatao : mety hitarika tsy fipetrahana frein tampoka, na tsy fisakanana mihitsy rehefa tena ilaina indrindra.

✅ Torohevitra : Ataovy contrôle frein isaky ny 10 000 km, na rehefa maheno feo hafahafa rehefa manindry frein ianao.

---

📍 Aza miandry ho tratran’ny olana ianao, ento aty amin’ny Service Mec-Elec Auto (Tolotra Mec’auto) ny fiaranao.

🔧 Ny fiaranao milamina = ny fiainanao voaaro


Address

Itaosy
Antananarivo
102

Telephone

+261341225752

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Service Mec-Elec Auto posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Service Mec-Elec Auto:

Share