29/04/2024
REPARATION PORTIÈRE AUTO 🔑🔨🔧
☎📞 0345083358/ 0347338067
RANGE ROVER ny fiara namboarina vitre electrique avant droite côté passager fa tapaka cable
➡ Mecanisme vitre tapaka cable nosoloina roulau cable, sy cable ihany koa 🔨🛠
Vita tsara ny asa 👍 🛠
Reparation adaptation sy ny sisa...
MANAMBOATRA NY MOMBAN' VARAVARANA FIARA REHETRA IHANY KOA IZAHAY, Toy ny:
➡ VITRE electrique, manuel
➡ Serrure portière, clé portière, Neiman 🔑
➡ Manao deblocage varavarana mihitsoka ihany koa
➡ Mamoha varavarana raha sendra hadino ao anaty fiara ny laclé 🔑🔧
➡ Manolo Poignet tapaka, manao Poignet ALLU ihany koa 🔨
➡Deblocage male, serrure capot
➡ Reparation verroullage centralisé ( maneno refa hidina, tsy mahatosika, maty moteur sy ny sisa...)
SERVICES AVEC GARANTIS 👍👍
Mideplace hatrany 🏍
Koa raha mahaliana anao izany dia afaka mandefa mp na miantso ny laharana
☎📞 0345083358/ 0347338067
Misaotra tompoko 😊