PAM - Pétanques Amateurs de Madagascar

PAM - Pétanques Amateurs de Madagascar Pétanques à vie

20/07/2025

National de Saint Bonnet le Château,
Hiatrika ny 1/8 de finale ireo ekipantsika roa androany maraina.
Miezaka ny milaza ny vokatra miandalana eto ihany, ialantsiny fa tsy misy réseau tsara ahafahana mampita ny fihaonana mivantana.
Mankasitraka hatrany ny fampaherezana avy aminy mpanohana rehetra tsy ankanavaka.
Yas Madagascar

Eldera



T**i Floris
Obut
Le Klube

Ato ny lien ahitantsika ilay lalao avy eo A suivre
28/06/2025

Ato ny lien ahitantsika ilay lalao avy eo
A suivre

regarder le live Partenaire de la diffusion À propos du match Accéder aux lives Accéder aux replays

Lien 1ère étape Final
26/06/2025

Lien 1ère étape Final

Suivez l'actualité lyonnaise, le trafic en temps réel, la météo, les faits divers, les bons plans culture et loisirs avec BFM Lyon, première chaîne info de Lyon et sa région

Amboaro ny fotoana fa tonga ilay nandrasana.
07/03/2025

Amboaro ny fotoana fa tonga ilay nandrasana.

Manolotra ny fiarahabana antsika fianakaviam-ben'ny tsipy kanety be.

Hiaraka hanokatra ny taom-pilalaovana nasionaly 2025 isika ny 15 sy 16 martsa ho avy izao izay ho tontosaina ao Soamandrakizay Androhibe.

Misokatra ho an'ny rehetra manomboka ny alatsinainy izao ny fisoratana anarana en ligne amin'ny 034 25 466 65 sy ny 034 10 351 70. Ny fisoratana anarana mivantana kosa dia ny zoma 14 martsa amin'ny 8 ora maraina hatramin'ny 6 ora hariva ao amin'ny "Restaurant KIFA Mahamasina".

Misaotra ireo mpanohana sy mpiara-miasa, ireo mpanolo-tànana hatrany.

Madagascar


06/03/2025
CX Cou
06/03/2025

CX Cou

Address

Tsimbazaza
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when PAM - Pétanques Amateurs de Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share