30/08/2021
Miarahaba ry namana ,
Averina ihany fa ny Publication eto dia mikasika ny fivarotana na fitadiavana PIECES , ACCESSOIRES etc ... hoan ny 205 Rallye sy GTI irery ihany ; raha zavatra hafa noho ireo izany ialana tsiny indrindra .
Tsy maintsy apetraka mazava ny Prix en Ariary sy ny contact Telephone
Raha vao feno ireo fepetra ireo dia approuvé avy hatrany raha vao hitan ny administrateur
Mankasitraka