04/09/2022
Faly miarahaba antsika rehetra
Isaorana ireo niara niasa taminay taminy ny herinandro las teo iny. Ary mbola misaotra mialoha anareo mbola hiara hiasa aminay. Zoma, Sabotsy ary Alahady sisa no disponible ny fiara 17 places ntsika. Terracan, Galloper, Starex (7 places) mbola malalaka aloha hatreto amin ny semaine ambony io.
Mirary soa antsika rehetra