Auto paint Amboaratsiky

Auto paint Amboaratsiky contact� :0345184515

� Toro-hevitra momba ny loko fiara �
� Antohomadinika – ampitan'ny garage Raharison
� Mpiara-miasa aminao amin’ny fanamboarana fiara
� Mifandraisa raha mila fanazavana na fanampiana!

06/08/2026

LIVE VERNIS 📽

05/08/2026

🎨 Composition de peinture miaraka amin'ny Auto Paint Amboaratsiky! 🏎️

🛠️ Mianara mampifangaro sy mikarakara loko toy ny professionnel.

🎥 Misy vidéo fampianarana na formation présentiel — miankina aminao!

📩 Alefaso MP na WhatsApp: 034 51 845 15

04/08/2026

Ho anao maniry hanjifa amty couleur ity de manasa anao hiditra mp

04/08/2026
03/08/2026

Manasa anao hiditra mp raha maniry hanjifa amty vert pomme ty ianao

30/07/2026

Manasa anao hiditra mp raha maniry hanjifa amty vert nacrè ity ianao

30/07/2026

Mp ndray ary raha maniry hanjifa amty bleu ity ianao
Na hiantso mivantana ny 0345184515

24/07/2026

Vert tsara be.
mp

24/07/2026

Miarahaba ny mpanaraka ny pejy Auto Paint Amboaratsiky
Ty misy cameleon STO5S sur commande izy ity am vidiny 100000ar ny 1kg
Manasa anao hiditra mp

Aza tara manao commande fa tsy miasa sabotsy zahay oSafidio ze mety aminao de miditra mp ianao
23/07/2026

Aza tara manao commande fa tsy miasa sabotsy zahay o
Safidio ze mety aminao de miditra mp ianao

Address

Lalana Pasteur Antohomadinika
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Auto paint Amboaratsiky posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share