Aestheti.shop

Aestheti.shop Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Aestheti.shop, Andoharanofotsy, Antananarivo.

🆕‼️VAOVAO BE‼️Prenez soin de vos lèvres tout en leur apportant une touche d'élégance naturelle avec notre nouveau baume ...
02/09/2026

🆕‼️VAOVAO BE‼️
Prenez soin de vos lèvres tout en leur apportant une touche d'élégance naturelle avec notre nouveau baume Aozy.🥰💋
✅ Hydratation & nutrition Intense
✅Teinte rose naturelle
💰6000 Ar l'unité
Stock limité 🔥
Commandez maintenant ‼️
📩 Envoyez nous un MP ou appelez le 038 65 722 01🥰

Misaotra betsaka an'ireo nanjifa ity produit ity. Lany tanteraka ny stock🥰🥰Miandry arrivage manaraka indray 🤗
02/09/2026

Misaotra betsaka an'ireo nanjifa ity produit ity. Lany tanteraka ny stock🥰🥰
Miandry arrivage manaraka indray 🤗

⚠️ Tsy mila misahirana intsony ianao mitondra maquillage mavesatra anaty poketra ⚠️
👉🏼Ity ny stick anti-cernes &contouring, ilay fitaovana mora entina indrindra sady mafatifaty ery😍
🥰Izy ity dia:
✨manafina ny cernes sy manafina ny tâches eo amin'ny tarehy✔️
✨ 4 en 1, misy loko karazany 4 , azonao amboarina araky ny loko tena mifanaraka amin'ny hoditrao
✨Mora ahositra, tsy manimba tarehy
✨Mora entina, na tsy mitondra poketra ary dia atonina anaty poche

💌Manasa anao ary hiditra MP na miantso ny 038 65 722 01 raha liana ianao ☺️

Ity indray ny Gel Mascara mafatifaty kely sady misy parfum fruité ✨✅ Hydratation intense : fortifie vos cils et sourcils...
05/08/2026

Ity indray ny Gel Mascara mafatifaty kely sady misy parfum fruité ✨

✅ Hydratation intense : fortifie vos cils et sourcils
✅2 en 1: le gel avec le goupillon et le petit peigne+petite brosse
✅ Fixation longue durée sans effet collant

☁️Parfum disponibles :
🍓Fraise
🫐 myrtille
🥭 Mangue
🍑pêche
🥑Avocat
🍉 pastèque

🔥Stock limité 🔥
📩Commandez dès maintenant en nous envoyant un message privé ou contacter nous : 0386572201
💰 Prix : 4000 Ar
🚚 livraison partout à Madagascar

🔰Ny helika mainty sy ny elakelam-pe (maillot) mainty dia mety ho vokatry ny antony maro, ary matetika tsy aretina akory....
03/08/2026

🔰Ny helika mainty sy ny elakelam-pe (maillot) mainty dia mety ho vokatry ny antony maro, ary matetika tsy aretina akory.

Anisan'ny mahatonga azy:

✅️Fifanosehana matetika (hoditra mifampikasoka, fitafy tery, lanja mihoatra).

✅️Fanalana volo matetika, indrindra amin'ny rasoir, izay mety hiteraka fahasosorana sy hampitombo ny pigmentation.

✅️Fiovan'ny hormonina, toy ny amin'ny fahamaotiana, fitondrana vohoka, na fanafody sasany.
✅️Mananana hoditra maizina voajanahary, izay mahatonga ireo faritra ireo ho maizina kokoa.
✅️Fahasosorana ateraky ny déodorant na vokatra misy akora mahery.
✅️Fitomboan'ny lanja na olana amin'ny siramamy (insuline élevée), izay mety hiteraka hoditra matevina sy maizina.

Aza adino ny partage 👍

Manaintaina be aminao ve ilay cire? Na leo mampiasa rasoir ianao?🤔📢📢📢Ity ny vahaolana : crème dépilatoire vanille 🌸✅Tsy ...
03/08/2026

Manaintaina be aminao ve ilay cire? Na leo mampiasa rasoir ianao?🤔📢📢📢
Ity ny vahaolana : crème dépilatoire vanille 🌸
✅Tsy mampanaintaina
✅Haingana be
✅ Mampalefaka hoditra

📦 Ny ao anatin'ny kit:
🌸1 Tube de crème dépilatoire Vanille
🌸1 Spatule fampiasana azy
🌸2 Sachets de lotion Aloe Vera mampalefaka hoditra

❓Ahoana ary ny fampiasana azy?
•Alaina amin'ilay spatule ilay crème
•Ahosotra amin'ilay volo tiana ho alana
•Avela hisasa mandritry ny 4 min
•Alana amin'ny alalan'ny spatule ilay volo voahosotra crème
•Sasana madio tsara ilay partie nalana volo
•Fafaina tsara ilay partie nalana volo
•Ahosotra ny lotion
🚫Tsy sasaina intsony rehefa voahosotra ny lotion

💰 Prix :15000 Ar
🛍️STOCK LIMITÉ 📢📢
🚚 Livraison partout à Madagascar
📩Aza misalala ary mandefa MP na miantso ny 0386572201 Raha liana ianao☺️

🫶🏼Kolokoloy amin'ity crème main ity ny tananao❗✨Vao mijery azy dia efa te hividy, vao mifofona azy dia efa te anosotra🤗👉...
02/08/2026

🫶🏼Kolokoloy amin'ity crème main ity ny tananao❗
✨Vao mijery azy dia efa te hividy, vao mifofona azy dia efa te anosotra🤗
👉🏼Crème main afaka entina na aiza na aiza aleha anao, afaka atao anaty poketra na trousse na ihany koa poche☺️Oui, atonona anaty poche izy io ka☺️
👉🏼Mampalefaka hoditra sady tsy mifidy hoditra
👉🏼Misy fofom-boankazo 5 azo isafidianana :
1-🥑 Avocat : Mamelona sy mampitony ny hoditra maina
2-🍓 Fraise : Fofona mamy sy mahafinaritra
3-🫐 Myrtille : Fofona malefaka sy mamy ery
4-🍊 Orange : Manome hery sy vitaminina
5-🍑 Pêche : Fofona malefaka tena mahafinaritra

💡 Mety tsara atao fanomezana na ampiasaina amin'ny fiainana andavanandro !

💰Prix : 3200 Ar l'unité
🛍️ Raha mividy iray ianao dia 3200 Ar fa raha ny pack (izy 5) dia 15 000 Ar
📦 Livraison partout à Madagascar
📩 Aza misalala mandefa MP na miantso ny 0386572201 raha liana ianao tompoko ☺️

🫨Jereo anie ity eyeliner tsara bika be ity e🤗🤗✔️Mora entina kely, sady tsy be mpanana izy ity anh. 👁️‍🗨️Eyeliner amin'ny...
02/08/2026

🫨Jereo anie ity eyeliner tsara bika be ity e🤗🤗
✔️Mora entina kely, sady tsy be mpanana izy ity anh.
👁️‍🗨️Eyeliner amin'ny endrika plume kanto kely 🌿Sady:
✨💧 Waterproof & Tsy afaka vetivety (24h): Tsy mikoriana, mahatohitra rano sy hatsembohana.
✨✍️ Lohany feutre maranitra tsara: Mora ampiasaina kosa na ho an'ireo vao mianatra na ireo efa zatra manao maquillage.
✨🖤 Mainty tsara: Loko mivoaka tsara
💰Prix: 6000 Ar
📍 Livraison: partout à Madagascar
📩Aza misalala ary mandefa MP na miantso ny 038 65 722 01 raha liana ianao(Stock limité) 🔥

⚠️ Tsy mila misahirana intsony ianao mitondra maquillage mavesatra anaty poketra ⚠️👉🏼Ity ny stick anti-cernes &contourin...
02/08/2026

⚠️ Tsy mila misahirana intsony ianao mitondra maquillage mavesatra anaty poketra ⚠️
👉🏼Ity ny stick anti-cernes &contouring, ilay fitaovana mora entina indrindra sady mafatifaty ery😍
🥰Izy ity dia:
✨manafina ny cernes sy manafina ny tâches eo amin'ny tarehy✔️
✨ 4 en 1, misy loko karazany 4 , azonao amboarina araky ny loko tena mifanaraka amin'ny hoditrao
✨Mora ahositra, tsy manimba tarehy
✨Mora entina, na tsy mitondra poketra ary dia atonina anaty poche

💌Manasa anao ary hiditra MP na miantso ny 038 65 722 01 raha liana ianao ☺️

Fantatrao ve fa misy fampiasana hafa mihoatra noho ny fanaovana mamy ny dite ny tantely ao an-dakozianao? 🍯✨ Tena harena...
01/08/2026

Fantatrao ve fa misy fampiasana hafa mihoatra noho ny fanaovana mamy ny dite ny tantely ao an-dakozianao? 🍯✨ Tena harena sarobidy mampamiratra ny tarehy izy io!🥰
Ahoana ary no fanaovana ny "masque" amin'ny tantely?
👉🏼Sasana aloha ny tarehy
👉🏼 Maka tantely pur 1 sotro fihinanana
👉🏼Ahosotra amin'ny tarehy avy nosasaina sy somary mandomando iny
👉🏼 Avelao hiasa mandritra ny 15 ka hatramin'ny 20 minitra.
👉🏼Sasana amin'ny rano matimaty tsara sady somary kosohina malefaka amin'ny rantsan-tanana, avy eo hamainina amin'ny servieta madio

✨Résultat: Hoditra malefaka tsara, madio ary mamiratra! 🌟

Araho ary ny pejy Aestheti.shop fa ato izahay dia mizara momban'ny "soin" ary mivarotra produit hanaovanao manjamanja iany koa🥰💫
Partageo mba ahasoa ny hafa📲

Salama daholo o🤗Jereo anie reto produits mafatifaty kely atolotray reto eh🤗🥰Tsy manahirana ny fitondrana azy, afaka atao...
01/08/2026

Salama daholo o🤗
Jereo anie reto produits mafatifaty kely atolotray reto eh🤗🥰Tsy manahirana ny fitondrana azy, afaka atao anaty poketra, afaka ao anaty poche😍
Nous vous proposons un lot de 4 produits trop mignons pour vos soins🥰dont:
👉🏼1 Chupa gloss
👉🏼1 Mascara (à vous de choisir parmis ceux proposés)
👉🏼1 Pocket Perfume à votre choix
👉🏼1 Stick anticerne
Ce lot est seulement à 16 500 Ar😍
💌Aza misalala ary mandefa MP na tsindrio ftsn ny lien ao amin'ity page ity raha mila fanazavana fanampiny ianao na hi-commande💌

Address

Andoharanofotsy
Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Aestheti.shop posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share