30/10/2022
Efa tafiditra tanteraka ao anatin'ny hafanana isika izao an. Aza adino nh mandefa clim dia mba mangatsitsiaka foana na ao anaty embouteillage ary.😊
Izahay manao ny asa rehetra momban'ny climatisation automobile : recharge gaz, dépannage, vérification, entretien rehetra...
Mivarotra karazana pièces: compresseur, filtre habitacle, produit anti-fuite...
Aza misalasala ary miantso : 034.25.521.85 / 033.13.253.91
na mandefa mp avy hatrany