CAR OKAZ MDG

CAR OKAZ MDG Importation et vente de voitures d'occasion coréenne et européenne

i30 année 2014 - BVM - CRDI 16V
09/11/2022

i30 année 2014 - BVM - CRDI 16V

Volkswagen Tiguan Sport&Style 2.0TDI, année 2016 - édition allemande
09/11/2022

Volkswagen Tiguan Sport&Style 2.0TDI, année 2016 - édition allemande

Golf V, année 2005 - édition allemande
08/11/2022

Golf V, année 2005 - édition allemande

👉Kia Sportage 4th Gen, année 2018 🔥
02/11/2022

👉Kia Sportage 4th Gen, année 2018 🔥

02/11/2022

Manana vina ny hividy fiara ve ianao na mitady fiara amin'ny teti-bidy mbola ahafahana mahazo tombony raha mbola hivarotra na "PRIX REVENDEUR" ?
"CAR OKAZ MDG" dia manafatra ary mividy fiara "occasion coréenne sy européenne" .
Toy izao manaraka izao ny fizotry ny fividianana fiara eto aminay:
- Mijery izay fiara mifanaraka amin'ny ilainao izahay (année sy options).
- Alefanay aminao ny teti-bidiny sy ny sary.
Santionany amin'ny fiara izay efa anananay teti-bidy ny sary izay misy eto amin'ny pejy.
Marihina fa tsy misy fiara avy hatrany dia vonona eto aminay fa "sur commande" avokoa.
Raha mila filan-kevitra na fanazavana fanampiny dia manasa anao hiantso ny laharana 0341366727 handefa hafatra miafina fa misy tompon'andraikitra hamaly anao

Address

Antananarivo
Antananarivo

Telephone

+261341366727

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when CAR OKAZ MDG posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to CAR OKAZ MDG:

Share

Category