ROM'S TECH

ROM'S TECH Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from ROM'S TECH, Antananarivo.

Ity kosa re olona tena hoe zavatra tsara Mety atao cadeau tsara hoan i PAPA Aza tara fa vitsivitsy ihany izy ato Speaker...
19/06/2026

Ity kosa re olona tena hoe zavatra tsara
Mety atao cadeau tsara hoan i PAPA
Aza tara fa vitsivitsy ihany izy ato
Speaker GU 129
Prix:60.000ar
Contact:0345699472
Vonjivonjeo aza fa vitsivitsy ihany izy no ato

Hey 🤗🤗 Sahiratsaina ve ianao mitady fanomezana hoan i Papa mamikelinao io 🥰🥰Ireto misy CADEAU tsara be hoan I PapaKoa di...
18/06/2026

Hey 🤗🤗
Sahiratsaina ve ianao mitady fanomezana hoan i Papa mamikelinao io 🥰🥰
Ireto misy CADEAU tsara be hoan I Papa
Koa dia araroty aza fa prix efa promotion be

Finaritra oo 🥰🥰🤗Tolotra miavaka tena hoe zavatra tsara kanefa dia natao amin vidiny mora LOT SPECIAL A 37.000Ar 🤗🤗👉🏻Airp...
10/06/2026

Finaritra oo 🥰🥰🤗

Tolotra miavaka tena hoe zavatra tsara kanefa dia natao amin vidiny mora

LOT SPECIAL A 37.000Ar 🤗🤗
👉🏻Airpods Q86
👉🏻wirelles speaker X922
👉🏻ecouteur fillaire tsara son, avec house cuir

Livraiso partout MADAGASCAR

☎:0345699472

Ataovy dien izao aza ny commande nao



finaritra o 🖐🏻  indro tolotra tena hoe tsara ,zavatra tsara no omenay anao nefa tena amin vidiny mora be 35.000ar dia ma...
04/06/2026

finaritra o 🖐🏻
indro tolotra tena hoe tsara ,zavatra tsara no omenay anao nefa tena amin vidiny mora be
35.000ar dia mahazo zavatra 3 tsara
👉🏻 Radio speaker koller
👉🏻 ecouteur fillaire samsung
👉🏻airpods pro 6s
ireo zavatra telo ireo dia natao amin vidiny 35.000ar monja
mp avy hatrany aza na afaka miantso 0345699472 raha mahaliana anao ilay tolotra

Yooo 😍🥰Promotion Be tsy misy ohatran ity satria dia natao 30.000ar ny airpods pro 2em génération kalitao tsy miova fa ny...
02/07/2025

Yooo 😍🥰
Promotion Be tsy misy ohatran ity satria dia natao 30.000ar ny airpods pro 2em génération kalitao tsy miova fa ny vidiny no natao mirary
30.000ar oui 😍, 30.000ar
Raha mahalina anao dia afaka miditra na miantso mivantana ny 🥰:0345699472
Manao livraison tana province

21/08/2024
Ireto indray tolotra tsara anefa @ vidiny mirary ho anao 👉Afaka miditra mp na miatso mivantana👉TEL:0345699472
21/08/2024

Ireto indray tolotra tsara anefa @ vidiny mirary ho anao
👉Afaka miditra mp na miatso mivantana
👉TEL:0345699472



Ireto indray NY tolotra tsara ho anao @ ity fiandohan ny herinndro ity 👉 radio speaker isolar 👉radio speaker S6 SUN 👉rad...
05/08/2024

Ireto indray NY tolotra tsara ho anao @ ity fiandohan ny herinndro ity
👉 radio speaker isolar
👉radio speaker S6 SUN
👉radio speaker HF F88
Tsara son be daholo chargeable paneau solaire ihany koa
Vidiny mirary avokoa😍

Afaka miatso avy hatrany raha mahaliana anao ireto tolotra ireto Tel:0345699472
03/08/2024

Afaka miatso avy hatrany raha mahaliana anao ireto tolotra ireto
Tel:0345699472


Ity ndray ilay ardoise magique Manampy anao hoan fampianarana manoratra zaza vao ianatra na efa nianatra ,koa dia ararao...
20/07/2024

Ity ndray ilay ardoise magique
Manampy anao hoan fampianarana manoratra zaza vao ianatra na efa nianatra ,koa dia araraoty zareo a, 7pouce 10.000ar ,9pouce 15.000ar ,12pouce 20.000ar
Afaka mandefa @ faritra ihany koa izahay

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ROM'S TECH posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share