Flash Scoot

Flash Scoot "Votre deux-roues🛵, notre passion❤️‍🔥."

Misaotra indrindra anareo rehetra nanohana anay nandritra ny course t@ Trophée TRS. Noho ny firaisankina, ny asa mafy na...
14/04/2026

Misaotra indrindra anareo rehetra nanohana anay nandritra ny course t@ Trophée TRS. Noho ny firaisankina, ny asa mafy nataon’ny ekipa, ary ny talentan’ireo pilote dia azo lazaina ho tsara ny vokatra ny Team Flash Scoot teny @ CCI IVATO. 🏆

🏁 Nos résultats :

🥇 Cat A Élite 1 : 1ère place – Pilote Persil
🥈 Cat A Élite 1 : 2e place – Pilote Kevin

🥇 Cat A Élite 2 Vague 2 : 1ère place – Pilote Lelevra

💥 Cat Catal Vague 1 : Crash – Pilote Kevin

🥇 Open Cat A Vague 1 : 1ère place – Pilote Kevin
🥈 Open Cat A Vague 1 : 2e place – Pilote Lelevra

🥇 Open Cat Catal : 1ère place – Pilote Kevin

🙏 Merci à nos pilotes, mécanos, supporters, familles et à tous ceux qui croient en Flash Scoot.

⚡Chez Flash Scoot – La Vitesse Ne Dort Jamais

Manasa antsika anaraka hatrany ny pejy fa misy zava-baovao fona atolotray ho anareo mpanjifa Arrivage mois de Mai. Conte...
27/03/2026

Manasa antsika anaraka hatrany ny pejy fa misy zava-baovao fona atolotray ho anareo mpanjifa

Arrivage mois de Mai. Conteneur N°01
Jereo izay mety, réservation disponible

prix de gros +5motos

Lieu Flash Scoot Ambodivona entre Galana sy Cotisse.

Contact 034 26 466 63

Arrivage vo mafana indray no atolotray ho anareo mpanjifa.     - RÉTROVISEUR  * KYMCO: G5,Racing,Gp,King,G6,RacingS,Many...
13/03/2026

Arrivage vo mafana indray no atolotray ho anareo mpanjifa.

- RÉTROVISEUR
* KYMCO: G5,Racing,Gp,King,G6,RacingS,Many,...
* YAMAHA:
Cygnus I,II,GTR,Cuxi

- POSE DOS
* KYMCO:
G5,Racing,Megafi,King,G6,Many,...

* YAMAHA:
Cygnus I,II,III

* PGO:
Jbubu,Tigra

Lieu: Ambodivona entre Galana sy Cotisse
Prix Mp ou 038 41 061 63

Tsy mitsahatra ny manome ny tsara ho anareo mpanjifa hatrany izahay. Aza adino ny manaraka ny pejintsika. Indro ary moto...
26/02/2026

Tsy mitsahatra ny manome ny tsara ho anareo mpanjifa hatrany izahay.

Aza adino ny manaraka ny pejintsika.

Indro ary moto indray no arrivage atolotray ho anareo. (Tonga fin mars na début avril).

Réservation disponible.

Prix promo indray ary fa aza tara. - Araho hatrany foana ny pejy fa misy zava-baovao atolotray ho anareo mpanjifa hatran...
18/02/2026

Prix promo indray ary fa aza tara.
- Araho hatrany foana ny pejy fa misy zava-baovao atolotray ho anareo mpanjifa hatrany.

Kymco, Yamaha, Sym, Pgo.

NB: tsy mivarotra pièces ihany izahay fa manao réparation, diagnostic ary manome conseils mombamomba ny fikojakojana ny scooter ihany koa

Contact: 038 41 061 63

Lieu: Ambodivona (entre Galana sy Cotisse)

Spécial kotleta sy pièces détachées indray no masaka ato.- Anontanio izay ilaina : Kymco, Yamaha, Sym, Pgo. - manao répa...
17/02/2026

Spécial kotleta sy pièces détachées indray no masaka ato.
- Anontanio izay ilaina : Kymco, Yamaha, Sym, Pgo.
- manao réparation ihany koa izahay.

Contact: 038 41 061 63

Lieu: Ambodivona (entre Galana sy Cotisse)

Araho hatrany ny pejy fa ny tsara hatrany foana no atolotray ho anareo mpanjifa. -ity indray ary ny arrivage spécial kot...
04/02/2026

Araho hatrany ny pejy fa ny tsara hatrany foana no atolotray ho anareo mpanjifa.

-ity indray ary ny arrivage spécial kotleta.
Anontanio izay ilaina.

Lieu: Ambodivona entre Galana sy Cotisse

Contact: 038 41 061 63 / 034 26 466 63

Araho fona ny pejy so de tara 2e vague ary. Carénage ndray. (YAMAHA KYMCO SYM PGO)Lieu: Ambodivona entre Galana sy Cotis...
27/01/2026

Araho fona ny pejy so de tara

2e vague ary. Carénage ndray.
(YAMAHA KYMCO SYM PGO)

Lieu: Ambodivona entre Galana sy Cotisse

Prix Mp ou 038 41 061 63 / 034 26 466 63

Manasa antsika anaraka ny pejy fa isesy ny arrivage na pièces kit na tsotra. Ity ndray lou ny masaka androany. Pièces ki...
26/01/2026

Manasa antsika anaraka ny pejy fa isesy ny arrivage na pièces kit na tsotra.

Ity ndray lou ny masaka androany.
Pièces kit Racing S atakalo tsotra + vola.

Prix MP ou 034 26 466 63

Arrivage vo mafana ndray no atolotra ho antsika mpanjifa. - pièces détachées et moteur complet. (Kymco Sym Yamaha Pgo)- ...
24/01/2026

Arrivage vo mafana ndray no atolotra ho antsika mpanjifa.
- pièces détachées et moteur complet. (Kymco Sym Yamaha Pgo)
- carénage sns

Lieu Ambodivona entre Galana sy Cotisse

Contact : 038 41 061 63 / 034 26 466 63

Arrivage vao mafana. Kitkit Racing S takalo tsotra + vola. Prix Mp ou 034 26 466 63
21/01/2026

Arrivage vao mafana.
Kitkit Racing S takalo tsotra + vola.

Prix Mp ou 034 26 466 63

Arrivage fin janvier.Réservation disponible Prix Mp ou 034 26 466 63
17/01/2026

Arrivage fin janvier.
Réservation disponible

Prix Mp ou 034 26 466 63

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Flash Scoot posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share