Di'C Moto

Di'C Moto LIVRAISON

05/05/2026

Salama ee partage max dia mahaiza milalao ao anaty ankitsapaka azahoana 10.000 Ar, lasa zao sao ianao no tsara vintana

22/04/2026

Nareo ve tia mimi

Salama daholo isika manerana any Madagasikara, ho anao izay misehatra ao anatiny tontolo mécanique nefa ivelany Renivohi...
22/04/2026

Salama daholo isika manerana any Madagasikara, ho anao izay misehatra ao anatiny tontolo mécanique nefa ivelany Renivohitra, nefa ihany koa ho anao izay eto an-toerana, afaka miara miasa isika, raha manana olana ny moteur anao, ny fiara anao afaka miara miasa isika mba mahasalama ny fiara izay ampiasainao ka manasa anao hiantso na mandefa message miafina (mp) ho fanampiana na ity numéro 0348759078, ny asa atao dia (confection Guide, siège, rectification vilebrequin, adaptation coussinet , alésage, rechemisage) toute marque fa tsara miresaka alohany anaovana ny asa, mirarisoa daholo tompoko 🇲🇬💥🫶

🇲🇬📣Omby velona mitsangana no nisy nandidy ny nofony. Omby niraoka ahitra teo amin'ny sisin'ny seranam-piaramanidina no n...
21/04/2026

🇲🇬📣Omby velona mitsangana no nisy nandidy ny nofony.
Omby niraoka ahitra teo amin'ny sisin'ny seranam-piaramanidina no nisy naka ny nofon-kena teo amin'ny feny sy takibany, tao Mananara Avaratra.

©️Responsable Aéroport Mananara/ Kamisy Odino

20/04/2026

Zava miafiny Dubaï 😇💥

16/04/2026

Sahy mandeha an'io ve ianao ? Mba lazao ny toerana misy anao dia mentionneo namana anaovana ankitsapaka mety azahoana loka tsy ampoizina 🫶

16/04/2026

Ndao mba hiaraka hanembona ny fiainana ny Malagasy taloha, sy ireo foko nisy teto Madagasikara, rakin-tsary nindramina fa dia mazotoa daholo ary ee, aza adino like sy manaraka ny page 🫶🥰🇲🇬

15/04/2026

Salama daholo ny mpanaraka tsy tapaka ny page tsika ato, asiantsika lalao kely azahoana 5000ar olona 2ihany aloha no ho sarihana ka partage sy mentionner ny amis anao hanaraka ny page no ataontsika, ndao ary eee, soavatsara daholo

Lehilahy nanapakevitra fa hanambady voay vavy fa leo voafitaka ara-pitiavana ataon'ny vehivavy foana...Natao mariage mih...
14/04/2026

Lehilahy nanapakevitra fa hanambady voay vavy fa leo voafitaka ara-pitiavana ataon'ny vehivavy foana...

Natao mariage mihintsy moa izy sy ilay voay vavy mafatifatikely

Araho tsy tapaka ny pejy 👉 Hainao ve

14/04/2026

😂 “Ny olona amin’izao fotoana izao:
💸 Tsy manam-bola
😴 Tsy matory
📱 Fa mbola ao Facebook foana”
👉 Marina sa diso

Address

101Rabezavana
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 04:00 - 21:00
Tuesday 04:00 - 21:00
Wednesday 04:00 - 21:00
Thursday 04:00 - 21:00
Friday 04:00 - 21:00
Sunday 04:00 - 21:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Di'C Moto posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share