08/07/2026
MIVIDY na
๐ณ 038 81 468 75
๐๐ผ ๐ฎ๐ป'๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ผ ๐บ๐ฝ๐ถ๐ฎ๐ฟ๐ฎ-๐บ๐ถ๐ฎ๐๐ฎ ๐๐ ๐ฐ๐น๐ถ๐ฒ๐ป๐๐ ๐ฒ๐ณ๐ฎ ๐ป๐ถ๐๐ฎ๐ฟ๐ผ๐๐ฟ๐ฎ ๐๐ฎ๐บ๐ถ๐ป๐ฎ๐...
๐ฉ๐ฎ๐ผ๐๐ฎ๐ผ ๐๐๐ฎ๐ฟ๐ฎ!
๐ Niakatra indray ny vidin'ny catalyseur.
Raha mbola manana catalyseur ianao, na misy vaovao azonao angonina, dia izao no fotoana mety indrindra hifandraisana aminay indray.
๐ฐ ๐๐๐๐ฅ ๐๐๐๐๐๐๐ก๐๐ ๐๐๐๐'๐๐ง๐๐ ๐๐๐ก๐๐๐๐ ๐๐ง๐๐:
200.000 ๐ด๐ ๐๐ โ๐๐ก๐๐๐๐๐'๐๐ฆ 350.000 ๐ด๐ / ๐๐ (๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐'๐๐ฆ ๐๐๐๐๐ง๐๐๐ ๐ ๐ฆ ๐๐ฆ ๐๐ข๐๐๐๐กรฉ).
Mankasitraka ny fitokisana nomenareo anay hatramin'izay izahay, ary manohy manolotra:
โ
Vidiny mifanaraka amin'ny tsena ankehitriny
โ
Lanja mazava sy mangarahara
โ
Payement espรจce na mVola
โ
Fiaraha-miasa maharitra sy matihanina
๐ฉ Alefaso fotsiny ny sarin'ilay catalyseur na ny rรฉfรฉrence-ny, dia homenay avy hatrany ny prix vaovao.
Misaotra anareo nanohana anay hatramin'izay. Manantena ny hiara-hiasa aminareo indray izahay! ๐ค
Contact (whatsapp): ๐ณ 038 81 468 75