02/08/2020
Miarahaba antsika hatrany
Te ahazo fiara @ vidiny mirary nefa tsara ianao?
Mbola mitohy ny fandraisana ny commande fiara ho anareo.
Fiara avy any Corée ihany aloha atreto.
Ny fomba anaovana izany commande izany dia toa izao:
1- Milaza ny fiara (type, marque, couleur) tianao afarana ianao
2- Tadiavinay anaty catalogue ny fiaranao.
3- Rehefa hita dia alefanay aminao ny sary dia ianao no manome top oe ok, na hitadiavo hafa. Tsy misy olana mihitsy.
4- Rehefa voasafidinao ireo fiara ho alainao, dia:
a) Omenay anao ao anaty minitra vitsy ny vidin'ireo fiara alainao. Marihina fa vidiny mivoaka port ary tonga eto Tanà no omenay anao.
b) Manoratra contrat isika ary manome reçu ho anao. Ka ny 50% isaky ny vidin'ny fiara alainao no alohanao hamandrihana ny fiaranao. Marihina fa aty @ tanàna no manao ny contrat ka tsy misy ahiahianao.
c) Rehefa miainga ny sambo dia milaza anareo izahay. Ary rehefa tonga ao @ port dia omenay vaovao ianareo. Afaka manontany matetika ihany koa fa tsy misy olana. Mba hipetraka tsara ny fifampitokisana.
d) Fantaro fa mitovy tanteraka amin'ny horonan-tsara na sary ny fiara alainao.
Ny tolotra dia natao ho antsika REVENDEUR. Fa na particulier aza ianao dia raisina an-tanandroa.
Koa aza misalasala manoratra aminay sur MP na antsoy mivantana ny laharana 0332341646 na 0342931289 fa vonona handray anao am-pifaliana sy am-pitiavana izahay.