26/03/2026
🍀 Andao anao paque manodidina Ambatolaona eh
❤️Ambatolaona,
❤️Manjakandriana,
❤️Mandraka,
❤️Ampasipotsy,
❤️Mantasoa,
❤️Marozevo,
❤️Sahamaintsoanala, sns... (Tsy lavitra anay daoly ireo toerana ireo)
🍀Ito Ampasipotsy Ambatolaona misy 🏡BUNGALOWS na 🏘️trano fatoriana mety aminao.
💯 Am toerana calme, madio ary securisé 💯
💡 Misy jiro sy 💧 rano
🐮🐓🐄🐤🐂Ahitana akoho amam-borona sy omby ao anatiny la cours
🚗🚘🚙🚲🚃🏍 Misy parking anaty la cours 💯
🍽🍴🔪 Afaka mikarakara sakafo ianao ra manana fitaovana 🚫 saingy tsy mahazo mampiasa fatana electrique toy ny resistance, rice cooker... ❌(tsy miantoka fitaovana izahay).
🍽️ Fa afaka misakafo eny akaikikaiky eny nareo fa zahay tsy manana sakafo
✔Misy chambre familiale 💰 a partir 90.000ar nuitée.
✔ Misy chambre couple 💲 40.000ar nuitée pour 2 adults max
❌Ny nuité nareo tompoko dia tapitra 12h (midi) ny jour manaraka
❌ Tsy manana activité izahay fa fatoriana iany 😋
🏘 Ny ahitana anay
https://www.facebook.com/100086626213774/posts/745094548388079/?app=fbl
😍Ny avantage mipetraka ato aminay dia afaka mijery tanana hatrany Mantasoa ianao ary koa afaka mijery tanana hatrany Marozevo (rn2)
Antsoy ny laharana
📞038 46 914 92
📞033 78 389 73
📞037 78 251 17
📞034 13 407 80
Pour plus d'information et reservation