05/06/2024
Salama Daholo isika rehetra👋
Efa miverina misokatra ny MANDROSO Antampotanana RN7.
Hialana tsiny t@ fikatonana tao anatin'ny fotoana tsy voafaritra satry nisy ny fahasimban'ireo machine fitaovana.
Efa azonao atao ny mandalo manjina ireo kojakoja isan-karazany sady manao lavage ianao👌👍