BEB’S - Sakafo

  • Home
  • BEB’S - Sakafo

BEB’S - Sakafo Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from BEB’S - Sakafo, Service de restauration automobile, .

14/10/2026

Tonga teto @ BEB’S - Sakafo ry zareo artista (Taranaka MAHALEO). Mankasitraka hatrany eh.

Sabotsy zao ny soirée officielle ao @ Millénaire -
Savigny-le-Temple.

13/10/2026

Yoh la famille 🔥.

12/10/2026

Ndao mba henoina ny : AVANT sy APRÈS an’ilay tovolahy ity.

Mankasitraka azy hatrany an’Bebs.

Efa mikarakara hoanareo izahay ato. Rehefa avy eo ary ny fotoana eo : Vitry-sur-Seine 94400 ary eh.
09/10/2026

Efa mikarakara hoanareo izahay ato.
Rehefa avy eo ary ny fotoana eo : Vitry-sur-Seine 94400 ary eh.

09/10/2026

Milay be ny ambiance eh. 🔥

Misy lasopy karazany 2 be androany mampody aina andro tsika androany ity. 🍲



fans

08/10/2026

Bonne adresse 📍
Bonne ambiance 🍻

• Vendredi
• Vitry-sur-Seine 94400

2 andro sisa dia miara-voky be daholo indray isika no sady fifaliana hatrany ny Fiarahana ❤️.BEB’S - Sakafo : Vitry-sur-...
07/10/2026

2 andro sisa dia miara-voky be daholo indray isika no sady fifaliana hatrany ny Fiarahana ❤️.

BEB’S - Sakafo : Vitry-sur-Seine 94400.
Tous les vendredis soirs. 🚨

06/10/2026

Miaraka mandam tsisy problème. ✌🏻

Zoma : Vitry-sur-Seine 94400

🚨🚨🚨Tsy maintsy karakaraina Milay lesany eh.Tonga defa Zoma ny fotoan-tsika eo Vitry-sur-Seine 94400.
05/10/2026

🚨🚨🚨
Tsy maintsy karakaraina Milay lesany eh.

Tonga defa Zoma ny fotoan-tsika eo Vitry-sur-Seine 94400.

02/10/2026

Mankasitraka eh 🙏🏼
Raha Alina izany ny fotoana eh.

Address


91090

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when BEB’S - Sakafo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

  • Want your business to be the top-listed autos & automotive service?

Share